Aller au contenu

Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
 
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:LDS Church logo - mlg.png|vignette|269x269px|Soratra famantarana ny Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany eto Madagasikara]]
[[Sary:LDS Church logo - mlg.png|vignette|269x269px|Soratra famantarana ny Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany eto Madagasikara]]
Ny '''Fiangonan' i''' '''Jesoa''' '''Kristy''' '''ho''' '''an' ny''' '''Olomasin' ny''' '''Andro''' '''Farany''' '''eto''' '''Madagasikara''' dia fiangonana voaorina tamin' ny taona 1993 eto [[Madagasikara]] izay sampan' ny [[Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany]] maneran-tany. Fantatry ny Malagasy amin' ny anarana hoe Fiangonana Môrmôna izy. Tamin' ny fiandohan' ny taona 2018 izy dia nisy mpikambana miisa manodidina ny 11&nbsp;900 izay mitsinjara amin' ny fiangonana 40 <ref><small>Mindy Anne Selu, [https://www.lds.org/liahona/2016/04/young-adults/measuring-blessings-in-madagascar "Ireo Fitahiana Manao Fitokisana eto Madagasikara"]</small></ref>.
Ny '''Fiangonan' i''' '''Jesoa''' '''Kristy''' '''ho''' '''an' ny''' '''Olomasin' ny''' '''Andro''' '''Farany''' '''eto''' '''Madagasikara''' dia fiangonana voaorina tamin' ny taona 1993 eto [[Madagasikara]] izay sampan' ny [[Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany]] maneran-tany. Fantatry ny Malagasy amin' ny anarana hoe Fiangonana Môrmôna izy. Tamin' ny fiandohan' ny taona 2018 izy dia nisy mpikambana miisa manodidina ny 11&nbsp;900 izay mitsinjara amin' ny fiangonana 40<ref><small>Mindy Anne Selu, [https://www.lds.org/liahona/2016/04/young-adults/measuring-blessings-in-madagascar "Ireo Fitahiana Manao Fitokisana eto Madagasikara"]</small></ref>.


== Tantarany ==
== Tantarany ==
Tamin' ny taona 1986 tany [[Frantsa]] no nikambanan-dRazanapanala Ramiandrisoa tamin' ny Olomasin' ny Andro Farany fony izy nandranto fianarana tany ka natao [[batisa]] tao [[Bordeaux]] any Frantsa tamin' io taona io ihany<ref><small>[https://www.mormonnewsroom.org/facts-and-statistics/country/madagascar/ LDS Newsroom (Madagascar)]</small></ref>. Nody aty Madagasikara izy tamin' ny taona 1989 ka nanomboka nampianatra ny [[Filazantsara]] tamin' olona vitsy tao an-tranony. Tamin' ny taona 1990 no nananganana ny Fiangonana ka i Razanapanala Ramiandrisoa no lasa filohany. Ny misionera voalohany nankaty Madagasikara dia i Fred L. Forsgren sy ny vadiny, dia i Eileen. Tamin' ny taona 1991 no nahatongavany. Voaorina ara-panjakana ny Fiangonana tamin' ny taona 1993 ka niisa 100 eo ho eo ny mpivavaka tao<ref><small>Deseret News Church Almanac, 2005 Edition, p. 370-371</small></ref>. Izany isa izany dia efa 11&nbsp;881 tamin' ny fiandohan' ny taona 2018<ref><small>[http://www.ldschurchnewsarchive.com/articles/58608/Country-information-Madagascar.html "Country information: Madagascar"] {{Wayback|url=http://www.ldschurchnewsarchive.com/articles/58608/Country-information-Madagascar.html |date=20161022064028 }}, Deseret News Church Almanac (multiple almanacs from various years), Deseret News</small></ref>.
Tamin' ny taona 1986 tany [[Frantsa]] no nikambanan-dRazanapanala Ramiandrisoa tamin' ny Olomasin' ny Andro Farany fony izy nandranto fianarana tany ka natao [[batisa]] tao [[Bordeaux]] any Frantsa tamin' io taona io ihany<ref><small>[https://www.mormonnewsroom.org/facts-and-statistics/country/madagascar/ LDS Newsroom (Madagascar)]</small></ref>. Nody aty Madagasikara izy tamin' ny taona 1989 ka nanomboka nampianatra ny [[Filazantsara]] tamin' olona vitsy tao an-tranony. Tamin' ny taona 1990 no nananganana ny Fiangonana ka i Razanapanala Ramiandrisoa no lasa filohany. Ny misionera voalohany nankaty Madagasikara dia i Fred L. Forsgren sy ny vadiny, dia i Eileen. Tamin' ny taona 1991 no nahatongavany. Voaorina ara-panjakana ny Fiangonana tamin' ny taona 1993 ka niisa 100 eo ho eo ny mpivavaka tao<ref><small>Deseret News Church Almanac, 2005 Edition, p. 370-371</small></ref>. Izany isa izany dia efa 11&nbsp;881 tamin' ny fiandohan' ny taona 2018<ref><small>[http://www.ldschurchnewsarchive.com/articles/58608/Country-information-Madagascar.html "Country information: Madagascar"] {{Wayback|url=http://www.ldschurchnewsarchive.com/articles/58608/Country-information-Madagascar.html |date=20161022064028 }}, Deseret News Church Almanac (multiple almanacs from various years), Deseret News</small></ref>.


Mandraka amin' ny taona 1998 dia teo ambany fanaraha-mason' ny ao [[Afrika Atsimo]] ny Fiangonana teto Madagasikara ka tsy nahazo asa fanirahana hitory ny Vaovao Mahafaly manokana ny aty Madagasikara raha tsy tamin' ny taona 1998. Tamin' ny taona 1999 vao vita ny trano fiangonana voalohany teto Madagasikana. I Dominique L. Andriamanantoa no filoha. Nadika tamin' ny fiteny malagasy ny [[Bokin' i Môrmôna]] tamin' ny taona 2000.[[Sary:Mormon plan of Salvation diagram (French).jpg|vignette|329x329px|Teti-pamonjena]]
' ny taona 1998 dia teo ambany fanaraha-mason' ny ao [[Afrika Atsimo]] ny Fiangonana teto Madagasikara ka tsy nahazo asa fanirahana hitory ny Vaovao Mahafaly manokana ny aty Madagasikara raha tsy tamin' ny taona 1998. Tamin' ny taona 1999 vao vita ny trano fiangonana voalohany teto Madagasikana. I Dominique L. Andriamanantoa no filoha. Nadika tamin' ny fiteny malagasy ny [[Bokin' i Môrmôna]] tamin' ny taona 2000 .-

Tamin' ny taona 2017 dia nisy ny fihanaky ny pesta pneomônika sy bobônika izay nahatonga misiônera tsy teratany 80 nandao ny Nosy<ref><small>Mims, Bob (October 19, 2017), ''[https://www.sltrib.com/news/2017/10/19/madagascar-plague-brings-precautionary-evacuation-of-lds-missionaries/ Mormon missionaries evacuated because of Madagascar plague]'', The Salt Lake Tribune</small></ref>. Tamin' ny taona 2020, ny Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany dia nanafoana vonjimaika ny fotoam-pivavahana sy ny fivoriana hafa noho ny fihanaky ny valan' aretin' ny kôrônavirosy, izay notohizina tamin' ny Internet sy/na manokana, miankina amin' ny fiangonana isan-toerana<ref><small>Lovett, Ian. "[https://www.wsj.com/articles/mormon-church-cancels-services-world-wide-amid-coronavirus-crisis-11584054479 Mormon Church Cancels Services World-Wide Amid Coronavirus Crisis]", ''The Wall Street Journal'', 12 March 2020.</small></ref>.[[Sary:Mormon plan of Salvation diagram (French).jpg|vignette|329x329px|Teti-pamonjena]]
== Jereo koa ==
== Jereo koa ==



Endrika tamin'ity 24 Aogositra 2024 à 09:41 ity

Soratra famantarana ny Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany eto Madagasikara

Ny Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany eto Madagasikara dia fiangonana voaorina tamin' ny taona 1993 eto Madagasikara izay sampan' ny Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany maneran-tany. Fantatry ny Malagasy amin' ny anarana hoe Fiangonana Môrmôna izy. Tamin' ny fiandohan' ny taona 2018 izy dia nisy mpikambana miisa manodidina ny 11 900 izay mitsinjara amin' ny fiangonana 40[1]. Tamin' ny taona 2023 izy dia nisy mpikambana niisa 15 372[2] sy fiangonana miisa 44.

Tantarany

[hanova | hanova ny fango]

Tamin' ny taona 1986 tany Frantsa no nikambanan-dRazanapanala Ramiandrisoa tamin' ny Olomasin' ny Andro Farany fony izy nandranto fianarana tany ka natao batisa tao Bordeaux any Frantsa tamin' io taona io ihany[3]. Nody aty Madagasikara izy tamin' ny taona 1989 ka nanomboka nampianatra ny Filazantsara tamin' olona vitsy tao an-tranony. Tamin' ny taona 1990 no nananganana ny Fiangonana ka i Razanapanala Ramiandrisoa no lasa filohany. Ny misionera voalohany nankaty Madagasikara dia i Fred L. Forsgren sy ny vadiny, dia i Eileen. Tamin' ny taona 1991 no nahatongavany. Voaorina ara-panjakana ny Fiangonana tamin' ny taona 1993 ka niisa 100 eo ho eo ny mpivavaka tao[4]. Izany isa izany dia efa 11 881 tamin' ny fiandohan' ny taona 2018[5].

Hatramin' ny fotoana niorenany ka hatramn' ny taona 1998 dia teo ambany fanaraha-mason' ny ao Afrika Atsimo ny Fiangonana teto Madagasikara ka tsy nahazo asa fanirahana hitory ny Vaovao Mahafaly manokana ny aty Madagasikara raha tsy tamin' ny taona 1998. Tamin' ny taona 1999 vao vita ny trano fiangonana voalohany teto Madagasikana. I Dominique L. Andriamanantoa no filoha. Nadika tamin' ny fiteny malagasy ny Bokin' i Môrmôna tamin' ny taona 2000[6].

Tamin' ny taona 2017 dia nisy ny fihanaky ny pesta pneomônika sy bobônika izay nahatonga misiônera tsy teratany 80 nandao ny Nosy[7]. Tamin' ny taona 2020, ny Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany dia nanafoana vonjimaika ny fotoam-pivavahana sy ny fivoriana hafa noho ny fihanaky ny valan' aretin' ny kôrônavirosy, izay notohizina tamin' ny Internet sy/na manokana, miankina amin' ny fiangonana isan-toerana[8].

Teti-pamonjena

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana

[hanova | hanova ny fango]
  1. Mindy Anne Selu, "Ireo Fitahiana Manao Fitokisana eto Madagasikara"
  2. "Facts and Statistics: Statistics by Country: Madagascar", Newsroom, LDS Church.
  3. LDS Newsroom (Madagascar)
  4. Deseret News Church Almanac, 2005 Edition, p. 370-371
  5. "Country information: Madagascar" Archived Oktobra 22, 2016 at the Wayback Machine, Deseret News Church Almanac (multiple almanacs from various years), Deseret News
  6. Deseret News Church Almanac, 2005 Edition, p. 370-371
  7. Mims, Bob (October 19, 2017), Mormon missionaries evacuated because of Madagascar plague, The Salt Lake Tribune
  8. Lovett, Ian. "Mormon Church Cancels Services World-Wide Amid Coronavirus Crisis", The Wall Street Journal, 12 March 2020.