Loharano
Apparence
Ny loharano dia rano mipoitra avy amin' ny toerana iray anombohan' ny fikorianan' ny ranomandeha (renirano, sakelidrano, sns).
Famaritana
[hanova | hanova ny fango]Ny loharano dia "rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony"[1].
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ranomasira
[hanova | hanova ny fango]Ranovory
[hanova | hanova ny fango]Ranomandeha
[hanova | hanova ny fango]Loharano sy fanamarihana
[hanova | hanova ny fango]- ↑ Rajemisa-Raolison Régis, "Loharano" ao amin' ny Rakibolana malagasy, Ambozontany. Antananarivo, 1985.