Amerikanina
Apparence
Ny Amerikana dia ireo olona mipetraka na monina any Etazonia ka mizaka zom-pirenen' i Etazonia, ary ny teny anglisy ao Etazonia no ampiasain' izy reo. Tamin' ny taonjato faha-18 dia Amerindiana no niantsoina ny vahoaka amerikanina voalohany. Mizara roa ny karazany dia: Amerikana fotsy hoditra sy Amerikana mainty hoditra.