Aller au contenu

Drakaka

Avy amin'i Wikipedia
Drakaka

Ny drakaka na foza dia biby [1][2][3][4] folo rantsam-batana. Ireo teny ireo dia anarana mahazatra ampiasaina amin' ny teny malagasy hanondroana karazana krostasea folo tongotra maro karazana. Misy vondrona foza na drakaka roa lehibe, arakaraka ny toetran' ny kibony: ireo izay anisan' ny Brachyura, na tena foza, sy ny Anomura. Na izany aza, ny tsy karazana rehetra ao amin' ireo zafim-pilaharana ireo no antsoina matetika hoe foza na drakaka.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
  1. Blench, Roger. Notes on Malagasy fish names.
  2. Bauchot, M-L. & G. Bianchi. 1984. Guide de poisons commerciaux de Madagascar (espèces marines et d’eaux saumâtres). Rome : FAO.
  3. Pellegrin, M. Jacques. 1933. Les poissons des eaux douces de Madagascar et des iles voisines (Comores, Seychelles, Mascareignes). Tananarive : G. Pitot et Cie.
  4. Richmond, M.D. 2002. A field guide to the seashores of Eastern Africa and the Western Indian Ocean islands (2nd ed). Milan: SIDA/SAREC - University of Dar es Salaam.