Fiteny neerlandey
Apparence
Fiteny neerlandey Nederlands | |
Isan'ny mpiteny | 22 tapitrisa |
Faritany | {{{faritany}}} |
Sata | Ofisialy: Vondrona Eoropeana, Nederlandy, Sorinama Belzika |
Ny fiteny neerlandey dia fiteny any Nederlandy. Izy io dia manana sata ôfisialy ao Nederlandy, Karaîba Neerlandey, Sorinama ary ao amin' ny tapany avaratr' i Belzika (Flandre). Eo amin' ny 22 tapitrisa no miteny nerlandey eran' izao tontolo izao. Amin' ny fiteny neerlandey dia atao hoe Nederlands, tononina hoe /ˈnedəɾlɑnts/ io fiteny io. Indraindray dia atao hoe fiteny hôlandey na fiteny flamanda ny fiteny neerlandey.
Anisan' ny fiteny jermanika ny fiteny neelandey. Fiteny nisampana avy amin' ny fiteny neerlandey tamin' ny taonjato faha-17 ny fiteny afrikansa ao Afrika Atsimo sy ao Namibia, noho izany dia mifankahazo fiteny an-tsoratra ny mpiteny neerlandey sy ny mpiteny afrikansa.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Fiteny jermanika be mpiteny