Aller au contenu

Memel

Avy amin'i Wikipedia
Memel
Memel

Ny Memel dia renirano mirefy 937 km izay mikoriana avy any Belarosia mamakivaky an'i Litoania mankany amin'ny Lagoon Curonian sy ny Ranomasina Baltika. Amin'ny ampahany fohy manodidina ny 15 km dia manamarika ny sisintany Litoanianina miaraka amin'i Belarosia

Tanàna: Hrodna (Belarosia), Alytus, Kaunas (Litoania), ary Tilsit.